Sekoly Alahady

I – Teny fanolorana

Faly Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa

Hoy ny Tenin’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i 2 Timoty 4/2 : « Mitoria ny teny, mazotoa, na amin’ny fotoana, na tsy amin’ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin’ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra. »

Ry Havana malala rehetra ao amin’ny Tompo, ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady eto amin’ny FJKM Ankadimbahoaka dia faly manolotra ny fitin-desona isaky ny kilasy eto amin’ny tranokalan’ny Fiangonantsika .

Koa manasa sy manentana antsika Mpianatra sekoly Alahady rehetra sy ny Mpianakavin’ny finoana anarak’izany eo ambanin’ny fitarihin’ny Fanahy Masina. Dia ho an’Andriamanitra ny voninahitra. AMENA

Ny Filoha ANDRIAMBOLOLONA N Raobelina

II – Lisitry kilasy sy ny lesona

Kilasy Voalohany: Lesona I
Kilasy I: Fitin-desona
Kilasy voalohany: Ny andro faha dimy
Kilasy Faharoa: Lesona VIII
Kilasy faharoa: Ny nakan’ny devoly fanahy an’i Jesoa Kristy
Kilasy faha roa: Ny niantsoana ireo Mpianatra efatra voalohany
Kilasy Fahatelo: Ny tantaran’i Marta sy Marie
Kilasy Fahatelo: Ny tantaran’i Marta sy Maria (TOHINY)
Kilasy faha telo: Ny momba an’i Abrahama
Kilasy Faha Efatra: Ny fanoharana Virjiny 10
Kilasy Faha Efatra: Seho faha roa
Kilasy faha efatra: Fanoharana ny amin’ny ondry sy osy
Kilasy faha Dimy A: Lesona III
Kilasy faha Dimy: Jesoa Kristy sy Zakaiosy
Kilasy faha dimy: Lesona faha 5
Kilasy faha enina: Ny Tantaran’i SAMOELA
Kilasy faha enina: Ny nangatahan’ny zanak’Israely Mpanjaka.
Kilasy faha enina
Kilasy faha Fito: Ny Pentekosta
Kilasy faha fito: Ny asan’ny Fanahy Masina sy ny fielezan’ny Filazantsara
Kilasy faha valo
Kilasy faha valo: MOMBA NY EPISTILIN’I PAOLY: FITARIHAN-TENY MOMBA NY EFESIANA
Kilasy faha valo
Kilasy faha sivy: Lesona 08
Kilasy faha sivy: Tonga aminao araka izay irinao
Kilasy faha sivy
Kilasy faha folo: «Reny sy vehivavy tonga ohatra»
Kilasy faha folo